Teny iditra zavakanto
Singan-teny zava- (zavatra) ; kanto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ zava-kanto ] Works of art [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ zava-kanto ] Objet d'art [1.8]
 Art [1.5]
 Arts [1.13]
Ohatra 
1noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra. [2.528]
2Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606]
Kamban-teny 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/29