Teny iditra |
zatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Accustomed [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Habitué; apprivoisé [1.3, 1.8]
|
| Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé [1.3]
|
Ohatra |
1 | Mba ho zatra vahoaka, hono.
[2.4]
|
2 | Efa zatra namboly ihany izy.
[2.356]
|
3 | Tsy zatra miasa intsony anie aho e!
[2.499]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
zatra,
zatry,
za- |
Tovonana : |
-jatra,
-jatry,
-ja- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|