Entrée |
zandry
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry ¶ Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a younger brother or sister; a junior [Hallanger 1973]
|
Traduction française | cadet [Rajemisa: Vakoka]
|
| cadet, cadette [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
zandry
zandriko
zandrinao
zandriny
zandrintsika
zandrinay
zandrinareo
zandrin'
zandrin-
zandrim-
| |
|
Analogues |
zoky |
Citations |
|