Teny iditra zana-javatra
Singan-teny zana- (zanaka) ; zavatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona tsara tarehy voateny amin' ny angano (fiteny nitarina tatỳ aoriana ilazana zazavavy tsara tarehy fatratra) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06