Teny iditra zana-bohitra
Singan-teny zana- (zanaka) ; vohitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vohitra kely [1.1]

Teny iditra zanabohitra
Singan-teny zanaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A suburb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Banlieue [1.8]
Ohatra Azony moramora ihany ny zanabohitra dia i Soamanandrariny, Ankadindramamy, Anjanahary, Ankadifotsy ary Andraisoro. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05