Entrée zafin-dohalika (zafy, lohalika)
Partie du discours locution
Définition malgache zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [Rajemisa 1985]
Traduction française la quatrième génération [Abinal 1888]
 [ zafindohalika ] quatrième génération [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Exemples Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. [SeFaFi ]

Mis à jour le 2020/07/31