Teny iditra |
vozona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The neck [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cou, col, goulot [1.3]
|
| Le cou; le col [1.8]
|
Ohatra | Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra
[2.69]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
vozona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fanerena hanaiky [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Contrainte, violence [1.3]
|
|