Teny iditra | vovo-dronono | |
Singan-teny | vovo- (vovoka) ; ronono | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ronono namboarina ho vovony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lait en poudre [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |