Teny iditra | votsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra mamontsina fotsifotsy amin' ny hoditra ka toa maniry: Mivoraka ny lohan' ny votsy rehefa lendrano maharitra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Verrue [1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |