Teny iditra |
votso-droa
|
Singan-teny | votsotra ; roa |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona sendra fahavoazana roa sosona ka ny an-daniny tsy tanteraka, ny an-kilany nirava maina; samy tsy misy azo ireo zavatra roa efa noheverinanan antenaina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les deux lui ont échappé. Se disait des gens qui lâchent la proie pour l' ombre, qui perdent ce qu'ils avaient et n' obtiennent pas ce qu' ils convoitaient : tel le commerçant qui abandonne son commerce pour aller au loin et n' y rencontre que misère [2.415]
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
Votso-droa
|
Singan-teny | votso-droa |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rabetsimandranto Fidelis-Justin |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|