Entrée |
vositra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Sihanaka]
voafora [Rakotosaona 1975]
|
| Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny an¥ gorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a steer, a bullock [Hallanger 1973]
|
Traduction française | boeuf châtré [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 154]
|
Citations |
Toponymie |
|
|