Teny iditra | vorombe sima | |
Singan-teny | vorombe ; sima | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany" [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Intéressé, égoïste, méchant [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |