Teny iditra voro-damba
Singan-teny vorotra ; lamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rags [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits
Figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes [1.3]
 Chiffons [1.8]
Ohatra 
1voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso; [2.587]
2nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba; [2.285]
3Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12