Teny iditra vorin-drano
Singan-teny vory ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny rano mamorivory sy misy roatrany [1.1]
Ohatra Hazo fotsy fa mangaigai-drano vorindrano fa navoaky ny namany mitady sarika miandry sakafo tsy tianay koa manantena hihitra raha vy aza izahay mijaly [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26