Teny iditra voninkazo tomombana
Singan-teny voninkazo ; tomombana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Voninkazo misy ravim-bony, felam-bony, lahim-bony sy vavim-bony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fleur complète [1.13]
Tovy hevitra vony arifomba

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16