Teny iditra vomanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny
Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sweet potatoes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Patate [1.8]
  [Merina] (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea batatas
Ohatra 
1Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga [2.587]
2Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho [2.69]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Mpanahaka  bageda ~ batata ~ bele ~ bokala ~ kimoky ~ kirangomena ~ mbizo
Ohabolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06