Teny iditra volovolo (volo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra volovolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Volo malemy na mandady [1.78]
  [Taisaka] Volomandady [1.78]
  [Bezanozano] Volomalemy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20