Teny iditra volafolo
Singan-teny vola ; folo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ vola folo ] Ten shillings, two and a half dollars. [1.2]
Ohatra ladiam-boamena, itsaram-bolafolo (misy vola voamena, ohatra, iadiana any amin' ny fitsarana, nefa ny vola lany amin' ny fitsarana volafolo - ariary roa sy loso [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18