Teny iditra | vohaina (voha) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sokafana: Vohay ny varavarankely Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka Angatahan-dalana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be opened; to have a door opened for one [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | vohana | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | anavohy, anovahy, avaniho, ihavano, ihovàna, ivohana, vaohina, voahina, vohaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |