Teny iditra | voavary (voa, vary) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Atodin-kankana hita amin' ny nofon-kisoa [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A tapeworm cyst [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Pustules de ladrerie [1.8] | |||
Ladrerie [1.54] | ||||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |