Teny iditra | voatsentsina (tsentsina) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a bouché [1.3] | |
Ohatra | Dia nanao araka izay nolazain' ny zanany Ilaingahy, ka nony efa voatsentsina tsara ny lavaka, dia hoy ny zanany : "Siaho amin' izao àry, ry Idada.
[2.69] | |
Tovy hevitra | tsinentsina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |