Teny iditra voatototra (tototra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Couvert [1.3]
Ohatra 
1misy "marina" betsaka izay voatototra eto an-tany. [2.285]
2Mbola be lavaka, tsy voatototra tamin' izay, ny fiakaran' Ambohimahazo. [2.270]
Tovy hevitra tinototra ~ tonototra

Teny iditra voatotòtra (totòtra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a secoué, détendu [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/24