Teny iditra voatory (tory)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [boeuf] qu’on a entaillé
Qu’on a séparé, dénoncé [1.3]
Ohatra Nifitsaka toy ny hisatra voatory izy fa tojo ny tampoka tsy maha-lehilahy. [1.281]
Tovy hevitra tinory

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26