Teny iditra voatomboka (tomboka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pioché, tatoué, scellé, commencé [1.3]
Ohatra Tsy misy efa voatomboka hatrany an-kibon-dreniny hoe tsy hahay na inona na inona mandra-pahafatiny! [2.285]
Tovy hevitra tinomboka

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26