Teny iditra voatokana (tokana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession [1.3]
 Spécialisé, réservé [1.13]
Ohatra 
1Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy? [2.113]
2fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra. [2.606]
3Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra. [4.27]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20