Teny iditra voafantina (fantina)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Chosen, selected, picked out. Compare fidy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Choisi, trié [1.3]
 Trié; sélectionné [1.13]
Ohatra 
1Voafantina avokoa ny teny ampiasainy. [2.356]
2Hanoro anao ny masomboly voafantina izy. [2.117]
Tovy hevitra finantina
Zanakanarana Amboara voafantina (Narivony Jean)

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20