Teny iditra | voafady (fady) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | Afa-baraka, very hasina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Spoiled, made useless; refrained from. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dont on s'est abstenu, dont on n'a pas mangé, qu'on n'a pas fait [1.3] | |
Ohatra | Ataoko ahoana fa ny tia sy ny manina voafady Mahery andro ity fitia, nahongana ny ady Tsy voaongotra intsony fa efa latsaka aman' aina!
[2.928] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny voafady io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |