Teny iditra virosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. virus] Karazana mikraoby manokana, mbola kely indray noho ny bakteria fa latsaka ny 0,2 ampaharivon' ny mm ny habeny ary tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskopy manokana, fototry ny aretina maro toy ny gripy, poliomielita [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: virus.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31