Teny iditra vingavinga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana olona ho tsy mitovy saranga amin' ny tena ka entina tsy misy fanajana; fanivaivana, fanambaniana, farazimbana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manque de respect, mépris [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31