Teny iditra |
vilina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ourlet [1.3]
|
| Point de rabattement [1.13]
|
| [Merina]
Ourlé, qui ne s'effiloche pas [1.196]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
vilina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
Ce serait le nom d'un arbuste, d'après Dandouau. [1.196]
|
Voambolana |
|