Teny iditra vidin' aina
Singan-teny vidy ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Salaire que l'on gagne par son travail [1.3]
Ohatra Vidin' aina izay taminy fa tsy mba hasin-tanana tsy akory, vidin' aina aminay narovany tamin-doza, vidin' aina amin' izy tenany izay nisolo vaika anay. [2.472]

Teny iditra vidin' aina
Singan-teny vidy ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Cote personnelle: 1/720 de la piastre [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18