Teny iditra vezatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany: Aza atao am-bezatra ny fanokafana io sobiky io sao dia vaky daholo ny atodim-borona ao anatiny [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31