Teny iditra |
veloma
(velona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra velona
|
Fanazavàna teny malagasy | (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | May you live! Farewell! Adieu! Thank you [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Adieu! Vive! Merci! [1.3]
|
| Adieu, vivez [1.5]
|
Ohatra |
1 | Veloma Razay, veloma e!
[2.324]
|
2 | Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady.
[2.470]
|
3 | Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka.
[2.472]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|