Teny iditra vazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1]
Ohatra tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[2.131]
Kamban-teny 

Teny iditra vazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25