Teny iditra | vazivazy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Joking, horseplay [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Jeu, plaisanterie; moquerie [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | vazivazy, vizaviza |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |