Teny iditra | vavany > vavatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fatitra na tatatra kely Vaha, velatra Famosahan-kevitra, filazana [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | vavany > vavaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Prayer [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [1.3] | |||||||||||||||
Prière; voeu, bénédiction [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Lohateny | ||||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana) | |||||||||||||||
Teny iditra | vavany > vava | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery Fiandohana: Vava asa, vava alahamady Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny! Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The mouth [1.7] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bouche [1.8, 1.196] | ||||||||||||||||||
Ouverture [1.8] | |||||||||||||||||||
Entrée [1.196] | |||||||||||||||||||
Bec, gueule, museau, mufle [1.13] | |||||||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Anaram-biby |
| ||||||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||||||||
Manontolo | |||||||||||||||||||
Anaran' akora mamorom-batana | |||||||||||||||||||
Lohateny | |||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vava io | ||||||||||||||||||
Teny iditra | vavany > vava | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Sihanaka] voady [1.78] | ||||||||||||||||||