Entrée |
vavahady
(vava, hady)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray ¶ Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano). [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a gateway [Hallanger 1973]
|
Traduction française | portail, porte-cochère. entrée d'une ville [Hallanger 1974]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
Articles |
|