Teny iditra vatosolaitra
Singan-teny vato ; solaitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato mihelakelaka na miselatselaka [1.1]
 [ vato solaitra ] Vato fanomezana filo ny fitaovam-piasana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay [ vato solaitra ] Ardoise; pierre à huile [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20