Teny iditra | vato ateli-mamba | |
Singan-teny | vato ; atelina ; mamba | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra afoy, tsy misy hevitra ny hahazoana azy intsony; enti-milaza ny tenin' olona efa ho faty izay tsy maintsy tovina tanteraka, na koa teny na tsiambaratelo tanana mafy tsy atao misy mahalala [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | C' est comme la pierre avalée par le caïman. Les Malgaches croyaient qu' au commencement de la saison sèche les caïmans avalaient une pierre qu' ils gardaient jusqu' à la saison des pluies ; ce proverbe se disait des paroles bien et exécutées fidèlement, de l' exécution des dernières volontés de en général des promesses et des conseils qu' on voulait conserver à jamais. [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |