Teny iditra vatasarihina
Singan-teny vata ; sarihina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy [ vata sarihina ] A drawer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ vata sarihina ] Tiroir [1.8]
 Tiroir [1.13]
Ohatra 
1Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529]
2Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. [2.4]
3Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. [2.503]
Voambolana 
Tovy hevitra vatasarika

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24