Teny iditra vary vakiambiaty
Singan-teny vary ; vakiambiaty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vary afafy amin' ny fivelaran' ny vonin' ny ambiaty, izany hoe amin' ny volana septambra, mifanohitra amin' ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin' ny volana avrily sy mey [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The second planting of rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Deuxième semaille de riz [1.8]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23