Teny iditra vary misy ro ka haronina
Singan-teny vary ; misy ; ro ; ka ; haronina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11