Teny iditra | varotra omby anaty ambiaty | |
Singan-teny | varotra ; omby ; anaty ; ambiaty | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fivarotan-javatra tsy eo ambany maso fa any lavitra any ka atao tsara laza fotsiny; varotra ifanambakana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Litéralement: vente de boeufs cachés dans les ambiaty; figuré: vente malhonnête [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |