Teny iditra varotra an-trano tokana
Singan-teny varotra ; trano ; tokana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Varotra entana tsy mety hita any an-kafa fa ao amin' io toerana io ihany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Monopole [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23