Teny iditra varotra an-kobohobo
Singan-teny varotra ; an-kobohobo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny; varo-maizina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20