Teny iditra varo-mandeha
Singan-teny varotra ; mandeha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fivarotana entana mifindrafindra amin' ny toerana maro samihafa fa tsy amin' ny toerana anankiray raikitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Colportage [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23