Teny iditra varo-droa
Singan-teny varotra ; roa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona roa samy mivarotra zavatra iray (ohatra trano iray izay karakaraina mpanera roa samy hafa) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de vendre encore ce qu'on a vendu, de promettre à l'un ce qu'on a promis à l'autre [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23