Teny iditra varika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana gidro kely, ny rambony misoratra mitapatapaka [1.1]
 Anarana iombonan'ny amboanala isan-karazany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A smallish brown lemur [1.7]
 Common brown lemur (Eulemur fulvus fulvus)
Red-fronted brown lemur, rufous brown lemur (Eulemur fulvus rufus)
White-fronted brown lemur (Eulemur fulvus albifrons)
Sanford's brown lemur (Eulemur fulvus sanfordi)
White-collared brown lemur (Eulemur fulvus albocollaris)
Collared brown lemur (Eulemur fulvus collaris) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Petit lémurien, le macoco [...] [tohiny 1.54]
 Petit lémurien brun [1.8]
 Lémurien [1.13]
 Lémur brun (Eulemur fulvus fulvus)
Lémur à front roux (Eulemur fulvus rufus)
Lémur à front blanc (Eulemur fulvus albifrons)
Lémur e Sanford (Eulemur fulvus sanfordi)
Maki à fraise, lemur à collier blanc (Eulemur fulvus albocollaris)
Lémur à collier roux (Eulemur fulvus collaris) [2.233]
Anarana siantifika Eulemur fulvus
Ohatra izay mbola nametraka an' i Madagasikara ho loha-laharana eo amin' ny asa fiarovana ireo varika eto amintsika. [1.445]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20