Teny iditra vanja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Gunpowder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Poudre à fusil ou à canon [1.8]
Ohatra Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra [2.48]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11