Teny iditra | valy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Réponse à une question, à une lettre, réplique Figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny valy io | |||||||||||||||
Teny iditra | valy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] vady [1.78] | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | lavy, valy, vila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |